Listen to Lavitra (feat. Ashh) by Jey BR

Lavitra (feat. Ashh)

Jey BR

Hip-Hop/Rap

Lyrics

Taloha aho lazaina fa tsy izy Izao efa tsy misy mahatsindry Tsy misy mahatsindry eto an-tampony eto Anaty ranomasina efa nilentika daholo MC dia izaho mpanjakan'ny apnée Misaotra an'ireo nanohana Raha vitako omeko volana daholo ny abonnés Izaho tsy m'sora fa ny MC no fohako Headshot shoot ray dia fake folo no vohako Tsy misy mahafaly ankoatran'ny mozika sy vola Tadidiko daholo ilay nanaratsy aho, izao izy mifona Nanaraka ligne iray aho dia koboko daholo izay nanambany ahy Izao izy mivoana Ashh, teneno azy ireo fa isika no hanavotra ny pe-ra Ola Ola, fuck ny toca, Shout Out Svaro, aleo Pepsi Cola Jey BR, Ashh, anaty focal Au stud izahay manangana empire au calme Pe-ra ihany no anaty vocal Feno flow bocal Fuck ny puristes Atambatro daholo na mpanao Drill na Boom Bap Mangina ianao papi fa chargé ny pe-pom, paw paw bitch Po-popiko ny game, kokotio ny MC fa surcôté Roaso tany ireo, ampiakaro co-codis izay mivoaka tao copie Izaho tsy manaraka dian'ny fake Fuego.Std mameno ny vaika Tampon'ny pyramide ny paika Izay irery izao no eto ambony fa aza m'check Tsy eto intsony aho fa efa lavitra ny saiko Betsaka ny MC n'give up nisaiko Cash ny tanjona mila mameno ny chèques, yeah Izaho tsy manaraka dian'ny fake Fuego.Std mameno ny vaika Tampon'ny pyramide ny paika Izay irery izao no eto ambony fa aza m'check Tsy eto intsony aho fa efa lavitra ny saiko Betsaka ny MC n'give up nisaiko Cash ny tanjona mila mameno ny chèques, yeah Tsy ela anaty game fa ny old vao passe-dé Tsy omeko toerana fa feno ahy ny rain-té Cible visée, tsy misy ratée Vavako ohatrany antsy dia efa mahatehotia Ash Rap MLG's beauty Mandona be na dia tsy cookie Mahatara ihany na dia tsy coquine Original fa tsy copie Tsy midedaka hoe high level fa avadiko mpakafia ny haters Vao kobony hoe roso kely izaho dia tonga daholo suceurs de teuchs Dia ry kiala midongy ho reuss, nefa tsy ni-call taminy nisy teuf Fuck ny war, peace ny ahy no zaraiko Ny intérêt-ako ihany no ao an-tsaiko Tsy eto intsony aho fa efa lavitra ny saiko Izay tiako ny ataoko, izaho tsy misy mibaiko Raha tsy mety ny androany, dem hatsaraiko Ash vao mipotra dia ny pokona miaiky Izay ankoatranay tsy misy mahavoa Izay akoatranay shit head bitch Vao fuck daholo ny snitch Omeko one shot ireo tonga dia vita Izaho tsy manaraka dian'ny fake Fuego.Std mameno ny vaika Tampon'ny pyramide ny paika Izay irery izao no eto ambony fa aza m'check Tsy eto intsony aho fa efa lavitra ny saiko Betsaka ny MC n'give up nisaiko Cash ny tanjona mila mameno ny chèques, yeah Izaho tsy manaraka dian'ny fake Fuego.Std mameno ny vaika Tampon'ny pyramide ny paika Izay irery izao no eto ambony fa aza m'check Tsy eto intsony aho fa efa lavitra ny saiko Betsaka ny MC n'give up nisaiko Cash ny tanjona mila mameno ny chèques, yeah
Writer(s): Jessi Rabenja Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out