Lyrics

Madagascar... HEY... Hey hey Ebah Tsy volan'i dadinao Tsy kapoakan'i Nininao Ihinànako vary mahangengegny Ka mampalahelo anao Ino raha manque aminao? Tsisy jery sa tsisy atao? Tsikotsiko tsy miasa aminay Lelahy be tsy miala am'"Tô" Tsy volan'i babanao Tsy trosan'ny havanao Nagnanovako fiainagna Tsary nangala parata'aminao Hey, Ino ma ty? Tsikotsiko tsy aty tsy ary Hozy viavy chila "Aza miady amin'ny télé jira" Anh... manahiragna Fialognana io manahiragna Olo be fa matin'jaly Lelahy be Masaky mitsikotsikô ooh Anh .Anao sahiragna ah Koa magnenjiky za anao sahiragna ah Za tô tsy matin'ny vavabe nao "Tô"... Tô tsy volan'i babanao Tsy volan'i babanao Tô tô tsy volan'i nininao Agnanaovako la vie nama ah Tô tsy jalin'i dadinao Tsy angôvon'i dadinao Tô tô tsy jalin'i endrinao Tô... tô... tô... Tô tsy maty eh! Tô tsy maty eh! eh Tô tsy maty Tô tô tô Alanao! Za koa mihaigny dia alanao? Za salama tsara alanao? Tsy haiko raha mikotragna anao! Yohéééé... Moi... Mangina ah! Fafaho ranomaso mangina ah Tsikotsiko aza'indesigny aty Koa anao Marary fô Za mihaigny ambilà! hey Yeah! Adigna jaly Adignany, Izy tsy faly Miala agny satana Miala agny tsy aty Haleloia... Tany imboako malemy Kapokapoka anao fa tsy regny ih Ahh. .Fa marary fô Lakoziny jiaby tsy mitsembokô! Anh... manahiragna Fialognana io manahiragna Olo be fa matin'jaly Antibavy be masaky mitsikotsikô ooh Anh.anao sahiragna ah Koa magnenjiky za anao sahiragna ah Za tô tsy matin'ny vavabe nao "Tô"... Tô tsy volan'i babanao Tsy volan'i babanao Tô tô tsy volan'i nininao Agnanaovako La vie nama ah Tô tsy jalin'i dadinao Tsy angôvon'i dadinao Tô tô tsy jalin'i endrinao Tô... tô... tô... Tô tsy maty eh! Tô tsy maty eh! Eh Tô tsy maty Tô tô tô [[Yeah! za ilay zahagna Anao ilay mpizaha. Mitandregny]] Ra haiko aminao mindao mody eh! Everybody say! mody eeh... Anh, tsangana... Hey, yeah samby olo mihaigny @'vintagna nazy Tô tsy volan'i babanao Tsy volan'i babanao Tô tô tsy volan'i nininao Agnanaovako la vie nama ah Tô tsy jalin'i dadinao Tsy angôvon'i dadinao Tô tô tsy jalin'i endrinao Tô... tô... tô... Tô tsy maty eh! Tô tsy maty eh! eh Tô tsy maty Tô tô tô Ah, Sora nofotro MADAGASCAR EBAH
Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out