Lyrics

Ireo adalana mameno ny sainao zay Aza atao veloma Fa efa namana fahizay Ireo nofy adala tsy sasatra miandry anao Koa mandehana velomy Ireo no namana tsy mandao ••• Ilay ranomaso efa amorony fa tsy nalatsakao Rehefa takariva avelao hamiratra ny takolao Ireo adalana mameno ny sainao zay Aza atao veloma Fa efa namana fahizay Ireo nofy adala tsy sasatra miandry anao Koa mandehana velomy Ireo no namana tsy mamandao
Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out