Lyrics

Orijinaly Tioramar A.k.a Boto n'capitaly Inna di dancehall style Fa Malagasy style You know Efa longtime fa tsy mety lany Daty Tioramar et Dancehall Efa vita fato-maty Tremai T.D.Y a long side Shatta Boss Za m'deal Good Vibe ohatra an'i Zanpasy Efa longtime fa style gisa Mainty Tsy de fahita firy ohatra an'ny sweat Mafia K1- Fry Tremai T.D.Y a long side Shatta Boss Zahay m'deal Good Vibe Zahay m'deal Good Vibe Izahay koa rehefa rombotra Mahavita zavatra amin'le tsy Ampoizina Vavony mifono vy Sarotra poizinina Alefaso arany ny ozona Izany tsy ataoko ampiozona Midira ity fa raisiko amin'ny Vozony Tête be dia mitrosina Zany ny coup de tête Zahay tsy mitsoaka kokoty Zany ny Rude-Boto Navy eto tsy hanao bogosy Black-Martiora arahana Shatta-Boss R.P.Z capitol, tsy mitsoaka poste Efa longtime fa tsy mety lany Daty Tioramar et Dancehall efa vita Fato-maty Tremai T.D.Y a long side Shatta Boss Zahay m'deal Good Vibe ohatra an'i Zanpasy Efa longtime fa style gisa Mainty Tsy de fahita firy ohatra an'ny Sweat Mafia K1- Fry Tremai T.D.Y a long side Shatta Boss Zahay m'deal Good Vibe Zahay m'deal Good Vibe Tandremo Fa lalimpaka ny fantsy aty Haiko matoa ataoko Fa izaho koa tsy fatim-patina Dancehall Fanatique Real foana ny style Toujours mampi-wine Rehefa anaty dancehall song lesy Mon papi Hot and Bad Efa kobonareo brada Ty manakoako hatrany Ville: Congo-Brazza Aivr amin'le aivr Ny ahy tsy miova ny cambrage Aivr amin'le aivr Ny ahy tsy miova ny cambrage Hehe, Izahay tsy mila mi-charme Micro dia ampy ataonay arme Alefaso aloha izay lany androany Rehefa avy eo indray oklm tsika Manarina Song from di block's Omeko anao ny demosy Mozika ataoko demoty Sao yst ypok Fa ty dancehall-hiphop N'kofa m'break dance N'joba m'tik-tok Sao yst ypok Fa ty dancehall-hiphop N'kofa m'break dance N'joba m'tik-tok Fa izay kopy de kopy Izay tsy kopy tsy quoi Tioramar efa tsara escouade Ataovy hoe bandy bad Manan-talenta saode diso kajy Efa no lazaiko fa mozika hoa no Base A la base Efa kobo mazava hoazy Hoe zahay vao milatsaka tsy Tonga Hivazivazy A la Tioramar no anaovako azy Groupe Tioramar ohatra an'ny Groupe Akatsuki Yesss, Dommage collatéral Kr-kr, Tapaka ny côte cervicale Chacal, Hametraka song toujours Pur-s' Royal (Royal spliff) Pon di bong, Tcheck di song Efa longtime fa tsy mety lany Daty Tioramar et Dancehall efa vita Fato-maty Tremai T.D.Y a long side Shatta Boss Zahay m'deal Good Vibe ohatra an'i Zanpasy Efa longtime fa style gisa Mainty Tsy de fahita firy ohatra an'ny Sweat Mafia K1- Fry Tremai T.D.Y a long side Shatta Boss Zahay m'deal Good Vibe Zahay m'deal Good Vibe
Writer(s): Mafro Martiora Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out