Lyrics

Ayo zayon Tsy i franky ma avy ry, Yah izy zio, alow tandeignesan'tsik iny jijy nazy io Eh. nagnino anw ts hita? Confinement, confinement, confinement. Ayy Zaho lagny fanahy anw tsy hitako Tratran'ny confinement, confinement, tsoow Nanjary nagataka tapan'sechy, tratran'ny confinement, confinement... Mile bal' tavelam'posy, tratran'ny confinement, confinement... Magnova rah confinement kô t'sisy havagna andafy Western union tavela manjary tsisy pass Confinement! miova raha hafa malagasy Kay zaw tsisy fika, rô mazava ataow latass Firiry laoko sira sèche araiky bôkw kiasy Voky soa'ma'tsara bôkw zay mangala droite Sèche lava araiky tirena a'kw bôkw atapy Confinement manjaka, badman tss pass... Ayy. Sa karakory franky... Bizina'tsika alow ts takatr'virus Moindre ts'sy pass fa am'gazety Recette ts voavanga am'lay chèque Kopy elah!! DJ zayon Listen to me Me araiky mafy am'DJ nb (paw) Ooeh. Nagnino anw ts hita confinement, confinement, confinement Zaho lagny fanahy anw tsy hitako tratran'ny confinement, confinement Nanjary nagataka tapan'sechy, tratran'ny confinement, confinement Mile bal' tavelam'posy tratran'ny confinement, confinement Tsaow! Hen hen. Confinement ty magnakana Nefa badman ts' haiko vantagna Tsaik' hisoma hira fw atsika babalah Nefa raha mantôtry ny Corona. Kay ts'sy choix, atsika anw koti-kota, koti-kota Koti-kota, koti-kota, koti-kota ayy Koti-kota ah koti-kota ah koti-kota koti-kota koti-kota ooh Koti-kota mizaha côta Koti-kota mizaha mointa Koti-kota du thé cola Koti-kota good look 'ndraik tsopa Koti-kota mizaha cota Koti-kota mizaha mointa Koti-kota du thé cola Koti-kota good look 'ndraik tsopa Eh ya deba. Azafad am'naw! Hah zalah Eh woey! Nagnino anw tsy hita confinement, confinement, confinement Zaho lagny fanahy anw tsy hitako tratran'ny confinement, confinement Nanjary nagataka tapan'sechy tratran'ny confinement, confinement Mile bal' tavelam'posy tratran'ny confinement, confinement Tsiah! Eka tedy! Hevitr'ty ts man'me bon katotsy Kow famatra, an'tonia Kévin fw tojy Nay hanay agnano show Ty hina katotsyy Nefa navita'gny 'lay'z ts bon katotsy(ts bon katotsy, ts bon katotsy) Tsy nahazo ta'w ah iz ndr'en tam'lion Nefa lion chaud, n'any tsosow plan M'tsosow plan and dam' bôkw gawan Mamay 'ndraik nam' lain vola tseky woan'na Tsisy solution fw angatak' amy dilan' Heehhn Saitaman Rrrrr real badman Nb production Anglebang!
Writer(s): Veloarison Maurizio Loic Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out