Lyrics

Nitazatazana vao maraina Teo an-davarangana ah Kopakopaka mpandalo Nitsikitsiky nirahira Vao nandalo izy dia Taitra a! Ka tsy hitako tsony zay natao Avy hatrany dia nantsoiko Zah efa saiky hisoty Iny fa tafidina Vao nanantona ah dia n'rifatra izy Nangariany ah Fa mbola miandry namana hono izy Dia zay no maha kizitin'azy Fa nijanonako teo o "Zah koa hiara hiandry aminao" Nga tsy loza rakizy e Ilay namany io kay TANIA! MIRANA, MIRANA Faly sahirana e Noheveriko mba karpa na fibata kay pirana! (OH) MIRANA, MIRANA Faly sahirana e Noheveriko mba karpa na fibata kay pirana! Tonga de, teo ihany (uh) Tonga de nitsoka ah, miala any Soa fa tafavoka. (ah) Saika hanidikizo, fa za ko mailo Tsy manao tsony ahy,(Ah) F'Anga tsy loza eh Fa mbola n'sarihana ahy Efa nosopirana ah (Fa) Mbola nokitihany MIRANA, MIRANA Faly sahirana e Noheveriko mba karpa na fibata kay pirana! (OH)MIRANA, MIRANA Faly sahirana e Noheveriko mba karpa na fibata kay pirana! Tsy avy tany misy anazy (Ao) Ambany rihana Fa hatraminy farany izy tsy nanaiky. (heh) Nanahirana ahy Tonga de, nidirany tao an-trano aho oh! Dia ny jiro nopihany ah Aza alaifa lavitra Fa zah anie tsy tia anao! (OH) MIRANA, MIRANA Faly sahirana e Noheveriko mba karpa na fibata kay pirana! (OH) MIRANA, MIRANA Faly sahirana e Noheveriko mba karpa na fibata kay pirana!
Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out