Lyrics

Sturdy, let's get it Mbola kanto no Mona Lisa n'iza mandihy Syga foana ny guedro Valala ifanapahan'ra Pedro Tsiambaratelo s/o Tetro Nsovaliko ny rap à la Pedro Aza misy mteniteny Fa reo opps ho ataoko mipenipenina Rookie de miseo mipendipendina Dia lozany zala mipelipelika Nefa tsy zay lay moov' Fa lay OS lasa puriste Mijery anreo MC rehetra efa niova Za tsy voatery manao zay tiany Zay very tsy hita taminy dimy amby efapolo Za tsy hitady tsy hitady anzany F'aleoko mikiry ny akany ambony Rehefa eny ah ikarakarakara ny RAD misaotra nanolokolo Sturdy let's get it Malagasy nefa manimba Zay izesta dia maninona? Efa lera mamaliza! Mbola kanto no Mona Lisa N'iza mandihy Zay manaraka avy ato arina Tairo mikisakisà ho ary Fombafomba rehetra tsy arina Fuego ny homies f'ianao no iza no anankana anay? Te hanaraka anay mila mi pactise zay zay vo mandray Koboko zala fa handah, dia za koa anisany Any anatin'ny aizina no ahitako hazavana fa tsy tia mitambatra amin'ny any lisany Zay manala manalazy manala foana s'isank'hariva Mavokely ny lokon'ny juice ohatran'ny plis ny apis an'iza? Odeb oh no efa quali ny a-ka-li mivovo mila kaly De tsy maintsy mi kill it... Sturdy let's get it Malagasy nefa manimba Zay izesta dia maninona? Efa lera mamaliza! Mbola kanto no Mona Lisa N'iza mandihy Zay manaraka avy ato arina Tairo mikisakisà ho ary Fombafomba rehetra tsy arina Misekaseka io miseka ana Misananaka samy sahy koa zay Misababaka tsisy sakana Nenay sambo nenazy lakana Alab ray de niletika izy rehetra Lalina tsara ohatrany filatsahako Eny ambony prod za manimba Malagasy zay fa tsy simbany Sturdy let's get it Malagasy nefa manimba Zay izesta dia maninona? Efa lera mamaliza! Mbola kanto no Mona Lisa N'iza mandihy Zay manaraka avy ato arina Tairo mikisakisà ho ary Fombafomba rehetra tsy arina
Writer(s): Kresnik Tommy Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out