Lyrics

Zah variana Zah Variana mandinika anao Tsy haiko hoe inona Inona no maha tara ahy aminao Tsemboka tsemboka Miakatra ny mari-pana Oh Tsy laviko Mijery anao toa maha tamana Babo babo aho Tsy haiko loatra izay ho lazaina Eny menatra aho Fa ianao foana no ato an-tsaina Hainao ny zavatra tiako Ny zavatra mba iriko Hainao amin'ny fomba fijeriko Fa ianao irery no ilaiko Iny masonao iny Maha be fakam- panahy Eny teo ny olon-kafa Fa tena tsy mba otr'izany Eny tsy maninona Na tsy tena matotra Raha misy ilay feeling Dia tsy voatery matotra Ou Ou Fidio Izay toerana tianao aleha Ou Ou Fidio Izay toerana tianao aleha Raha osy jamba aza mody jamba Haiko zah hitanao Aza mody fanina ianao Hainao tsianjery ny tranoko o Raha osy jamba aza mody jamba Haiko zah hitanao Aza mody fanina ianao Hainao tsianjery ny tranoko o Isaky ny miarak' amiko Ianao iny tsy mba lany andro Ianao tsy te ho olon-tiako Lasa miantso ahy isan'andro Hainao ny zavatra tiako Ny zavatra mba iriko Hainao amin'ny fomba fijeriko Fa ianao irery no ilaiko Iny masonao iny Maha be fakam- panahy Eny teo ny olon-kafa Fa tena tsy mba otr'izany Eny tsy maninona Na tsy tena matotra Raha misy ilay feeling Dia tsy voatery matotra Ou Ou Fidio Izay toerana tianao aleha Ou Ou Fidio Izay toerana tianao aleha
Writer(s): Ny Ony Razafindratandra Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out