Lyrics
Zah variana
Zah Variana mandinika anao
Tsy haiko hoe inona
Inona no maha tara ahy aminao
Tsemboka tsemboka
Miakatra ny mari-pana
Oh Tsy laviko
Mijery anao toa maha tamana
Babo babo aho
Tsy haiko loatra izay ho lazaina
Eny menatra aho
Fa ianao foana no ato an-tsaina
Hainao ny zavatra tiako
Ny zavatra mba iriko
Hainao amin'ny fomba fijeriko
Fa ianao irery no ilaiko
Iny masonao iny
Maha be fakam- panahy
Eny teo ny olon-kafa
Fa tena tsy mba otr'izany
Eny tsy maninona
Na tsy tena matotra
Raha misy ilay feeling
Dia tsy voatery matotra
Ou Ou
Fidio Izay toerana tianao aleha
Ou Ou
Fidio Izay toerana tianao aleha
Raha osy jamba aza mody jamba
Haiko zah hitanao
Aza mody fanina ianao
Hainao tsianjery ny tranoko o
Raha osy jamba aza mody jamba
Haiko zah hitanao
Aza mody fanina ianao
Hainao tsianjery ny tranoko o
Isaky ny miarak' amiko
Ianao iny tsy mba lany andro
Ianao tsy te ho olon-tiako
Lasa miantso ahy isan'andro
Hainao ny zavatra tiako
Ny zavatra mba iriko
Hainao amin'ny fomba fijeriko
Fa ianao irery no ilaiko
Iny masonao iny
Maha be fakam- panahy
Eny teo ny olon-kafa
Fa tena tsy mba otr'izany
Eny tsy maninona
Na tsy tena matotra
Raha misy ilay feeling
Dia tsy voatery matotra
Ou Ou
Fidio Izay toerana tianao aleha
Ou Ou
Fidio Izay toerana tianao aleha
Writer(s): Ny Ony Razafindratandra
Lyrics powered by www.musixmatch.com