Music Video

Madagasikara (Live)
Watch {trackName} music video by {artistName}

Featured In

Credits

PERFORMING ARTISTS
Mahaleo
Mahaleo
Performer
COMPOSITION & LYRICS
Honore Rabekoto
Honore Rabekoto
Songwriter

Lyrics

Vavaka ho an'ny lanitra Aoka izay ny kotroka Vavaka ho an'ny tany Atsaharo ny tomany Ity hiranay ity mba hifankatia Ity hiranay ity mba hiara-dia Madagasikara, Gasikarako Kolokoloy tsara io no lova soa Ianao namako raiso ny tanako Ianao rahalahiko iray lova amiko Ny fiainana manahirana Tsy aleo ve mba mifaly toy izay hifampijalijaly Mifanao soa, tsindrio re ny fo Mifanao tsara ho an'i Madagasikara Avelao ny latsa fa maro ny asa Avelao ny tsiny Fa ety an-tany isika samy vahiny Vavaka ho an'ny olona Mba hifamelona
Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out