Lyrics

Hiaraka isika Na tomany na sariaka Hiara-hizaka ny mafy Nefa vonon-kihafy Raha sendra mandalo Ilay rivo-pandrava Dia hiaraka hikalo Fa io mbola hisava Raha mahery vaika Ny sangin'ny tany Aoka tsy hiraika F'efa fombany izany Hiaraka isika Na tomany na sariaka Hiara-hizaka ny mafy Nefa vonon-kihafy Ireo minia Hanao ankaso Mpandrava fitia Ikimpio maso Ireo nahatsiaro Ho nahavita tena Ka niala ny maro Hodio tsy jerena Ireo efa zatra Nivarotra lova Ka namela ratra Ivavaho mba hiova Raha sendra mandalo Ilay rivo-pandrava Ilay rivo-pandrava Dia hiaraka hikalo Fa io mbola hisava
Writer(s): Andrianabela Rakotobe Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out