Credits

PERFORMING ARTISTS
Mahaleo
Mahaleo
Performer
COMPOSITION & LYRICS
Zafimahaleo Rasolofondraosolo
Zafimahaleo Rasolofondraosolo
Songwriter
Rakotobe Andrianabela
Rakotobe Andrianabela
Songwriter
Charle-bert Andrianaivo
Charle-bert Andrianaivo
Songwriter
Honore Rabekoto
Honore Rabekoto
Songwriter
Famantanantsoa Rajaonarison
Famantanantsoa Rajaonarison
Songwriter
Razafindranoa Raosolosolofo
Razafindranoa Raosolosolofo
Songwriter

Lyrics

Isekely ihany no mba mamiko Faniriko hatry ny elabe Masoandroko, fifaliako Ka tsy mety ho adinoko Isekely ihany no fitaratra Itarafana ny fiainana Na ny masonao, Na ny tsikinao Manome fanantenana Mba omeo sary Ataoko ambany ondana Hiantsoana ny nofy Nofinofin-tsika roa Misy zavatra tsy laitrako Manahirana ny saiko Tsy mampatory andro Aman'alina Fa mampifoha maraina Tsy maintsy hianatra maraina Mbola hiverina ny hariva Dia hitsena, sy hanatitra Sao misy manadala Mampivezivezy Ianao sy ny fianarana Nefa ny fiainana Tsy vitan'ny fitiavana Isekely nefa tsy foiko Na dia mampijaly foana Ianao no kintana, Ianao no volana Fanilon'ny foko Isekely no mba secret -ko Tsy lazaiko an'iza n'iza Hanamboarako hamoronako (hanoratako) Hirahira vaovao Toa voninkazo Mbola ho ela vao halazo Ilay fitiavako Ny fitiavako anao
Writer(s): Andrianabela Rakotobe, Andrianabelina Rakotobe, Charle-bert Andrianaivo, Famantanantsoa Rajaonarison, Honore Rabekoto, Razafindranoa Raosolosolofo, Zafimahaleo Rasolofondraosolo Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out