Music Video

Adin-tsaina - Mahaleo
Watch {trackName} music video by {artistName}

Featured In

Credits

PERFORMING ARTISTS
Mahaleo
Mahaleo
Performer
COMPOSITION & LYRICS
Zafimahaleo Rasolofondraosolo
Zafimahaleo Rasolofondraosolo
Songwriter

Lyrics

Raha vao maraina Dia lasa ny fisainana Mifantoka ato an-tsaina Ny tena adim-piainana. Tapin-dalan-kaleha Ity izaho efa trotraka Ianao ihany re No tena nisompatra. Izany ve moa No mba hany vitanao Ny zanatsika roa Dia nilaozanao amin'izao Any izao ianao Lasan'iny olon'iny Moa va adinonao Ireto zanatsika dimy Adin-tsaina Vao maraina No ato an-dohako ato Satria lasa ny vadiko La la la la la la... La la la la la la... Any izao ianao Lasan'iny olona iny Moa va hadinonao Ireto zanatsika dimy?
Writer(s): Public Domain Lyrics powered by www.musixmatch.com
instagramSharePathic_arrow_out